Aterineto: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Jagwar a déplacé la page Internet vers Aterineto par-dessus une redirection
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny Aterineto dia vondron-tsolosaina afaka mifandray ary mifanakalo fampahalalana. Ny Aterineto dia ampiasaina amin'ny fandefasana fampahalalana hainga amin'ny solosaina erak'izao tontolo izao. Ao amin'ny Aterineto dia ahitana tranonkalan'olon-tsotra, manam-pahaizana, mpivarotra sy ny manao bizinesy ary ny governemanta izay mitatitra karazana fampahalalana maro samihafa ary koa servisy. Ny Aterineto noho izany dia tambajo-tambajotra.
Ny '''internet''' dia ny fitambaran'ny [[ordinatera]] na [[milina fikajiana]] eran'izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fifandraisana [[TCP/IP]] izay nahamora ny fifanakalozana sy fandefasana [[data]].
 
== Ny fiantomboanyTantara ==
Noforonin'ny ''Advanced Research Projects Agency'' (ARPA) an'ny departemantan'ny Fiarovana Amerikanina ny Aterineto. Nalefa tamin'ny taona 1969 izy io. Ny World Wide Web ankehitriny dia noforonin'ny britanika Tim Berners-Lee tao amin'i CERN tao Soisa.
 
Ankehitriny dia aloan'olona vola ny Mpanome Servisy Aterineto mba ahafahany mampiasa Aterineto. Omena maimaimpoana ny servisy sasany eo amin'i Ateriento, ary mampiasa dokam-barotra ireo mpanome servisy mba hahazoany vola amin'izany.
== Ny Internet amin'izao fotoana ==
{{ébauche|informatique}}
 
== Servisy eo amin'i Aterineto ==
Tamy farany taona [[1980]] ny [[National Science Foundation|NSF]] manometraka ''unités centrales'' matanjaka be anaky dimy ; eo amin'io ny mpampiasa afaka "mandeha" ; na aiza na aiza izy no mipetraka any [[Etazonia]] ; Ny arpanet lasa azo andianana be koa ; io sistema io dia nahazo fahombiazana tsara, sy tahorinan'ilay ''mise à jour'' lehibe taminy farany 1980 ; nisokatra tamin'i ''trafic commercial'' taminy taona 1990.
Ny Aterineto, izay ampiasaina koa ny zavatra maro, toy ny taratasy elektronika, fifandraisana mivantana, fifanakalozan-drakitra sy famindran-drkitra.
 
Ny World Wide Web no be mpampiasa indrindra eo amin'ny Aterineto ny (izay antsoina koa hoe ny "Web" na ''Tranonkala''). Ahitana ny tranonkala, bilaogy, ary koa ny wikis toy ny Wikipedia. Ny pejin-tranonkala eo amin'ny Aterineto dia afaka ho hita.
Tamy fanomboana ny taona [[1990]] ; no ny fiterahan'i [[Internet]] otran'ilay fantantsika izao. Ny [[tranon'kala|web]] ; tambatra nà pejy [[Hypertext Markup Language|HTML]] manafangaro soratra, [[Link|tady]], sary, afaka antanina amin'ny [[URL]] sy afaka jerena miarakamin'i prôtôkôly [[HTTP]]. Io "zavatsotra" io, voafanomelatra any aminy [[CERN]] taminy [[Tim Berners-Lee]] nivadika fantantrin'ny olona tamin'ny velaranan'ny [[NCSA]] nataon'i [[Marc Andreessen]] sy [[Eric Bina]] tamin'ny ''fiara multimedia'' ''[[Mosaic]]''
 
Ny fampiasana lehibe an'i Aterineto dia ny fandefasana ary fandraisana ireo mailaka. Ny mailaka dia tsy miankina, ary mandeha amin'ny mpampiasa iray hafa. Ny hafatra (toy ny AIM na ICQ) dia mitovy amin'ny mailaka, fa mamela ny olona roa na mihoatra mba hiresaka amin'izy samy izy haingana be.
=== Ny ''internet protocols'' ===
{{ébauche|kajimirindra}}
 
Misy fitondram-panjakana mihevitra fa ny Aterineto dia zavatra ratsy, ary manakana ny ampahany na ny Aterineto rehetra. Ohatra, ny governemanta Sinoa dia mihevitra fa ratsy i Wikipedia. Matetika tsy misy olona ao [[Sina]] afaka mamaky izany na hanampiana izany. Misy ray aman-dreny manakana ny faritr'Aterineto izay heveriny fa ratsy ho an'ny ankizy. Ireo firenena fantatra manakana ny Aterineto iray manontolo dia i Mianmara ary i Korea Avaratra.
Ny '''''Internet Protocols''''' (tenenina hoe [[IP]]) dia prôtôkôly na fanovana ny fanaparitahana kajimirindra, izy koa dia prôtôkôly internet ; ny [[IP]] koa dia prôtôkôly na haabo faha 3 ny endrika [[OSI]] sy ny modely [[TCP/IP]] afaka manao servisy na firesahana binary tokana ihany ho an'ny terminaly (ordinatera) voampitohy.
 
=== Ny firakitraAterineto amin'ny Internetfiarahamonina ===
 
=== ICANNMpampiasa ===
{{Amboary|Internet Corporation for Assigned Names and Numbers}}
{{ébauche|Internet}}
 
=== Fampiasana ===
L''''I'''nternet '''C'''orporation for '''A'''ssigned '''N'''ames and '''N'''umbers
 
=== Zava mampidi-doza ===
Noforonina tamin'ny taona 1998 am-pivoahan'ny fifampiraharaha nihetin'i Al Gore miaraka amin'ny mpitady taozava-baventy ny fampitaha, mpanamboatra ny fitaovana, mpanomeha fiatiana, sy ny administrateur isan-karazany, sy ilay mpampianatra Jon Postel, Ny ICANN dia organisation internationala tsy mitady vola, ary ny zaraasa voalohany dia manomeha toherana ny adiresy ny proôtôkôly internet (IP) manomeha ny fanavahana ny prôtôkôly.
 
Ny Internet koa mety mampidi-doza. Tsy voamarina avokoa ny fampahalalana apetraky ny rehetra ao. Misy aza mety tsy ho marina akory. Ny olona iray dia afaka mametraka fampahalalana eo amina tranonkala, tsy tena hevitra tsara izany raha tsy tena fantany izay ataony. Ny fomba tsara mba hijerena ny vohikala azo antoka dia ny hahazoana antoka ny URL dia manomboka amin'ny https: // fa tsy http://, izany dia midika fa toerana azo antoka (Izany akory dia tsy midika fa azo antoka)
=== WWW na World Wide Web na tranokala ===
 
=== NyJereo fitendrykoa lavitra ===
* [[Solosaina]]
* [[Tambajotra sosialy]]
 
=== Ny fiaraha-miasa ===
 
=== Ny fizarana na File-sharing ===
 
== Rohy ivelany ==
 
* {{fr}} [http://www.9atech.com/page_fete1.html tantara ny internet]
* {{fr}} [http://www.icann.org/tr/french.html Ny tranonkala ny ICANN]
* {{en}} [http://www.icann.org/ Site officiel]
* {{en}} [http://www.computerhistory.org/exhibits/internet_history/ Internet history]
* {{en}} [http://www.ibiblio.org/pioneers/index.html Internet Pioneers]
 
[[Sokajy:Kajimirindra]]
[[sokajy:Aterineto]]