Fetran'i Oppenheimer: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Amin'ny '''fizikan-kainkintana''', ny fetran'i Oppenheimer na Oppenheimer-Volkoff dia mamaritra ny lanja lehibe indrindra azo ananan'ny kintana netirônina. Raha... »
 
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Amin'ny '''fizikan-kainkintana''', ny '''fetran'i Oppenheimer''' na '''Oppenheimer-Volkoff''' dia mamaritra ny lanja lehibe indrindra azo ananan'ny [[kintana netirônina]]. Raha mihoatra izany sanda izany dia lasa mivadika [[lavaka mainty]] ilay zavatra. Ny sandan'izany fetra izany dia eo amin'ny 1,5 hatramin'ny 3 [[lanjamasoandro]].<ref>Ignazio Bombaci, « The Maximum Mass of a Neutron Star », Astronomy and Astrophysics,  305,‎</ref> Izy io dia azo ampitahaina amin'ny [[fetran'i Chandrasekhar]] ho an'ny [[kintana sahozanina fotsy]]. Izany fetra izany dia ny lanja lehibe indrindra ao afovoan-kintana.
 
Ny anarana hoe fetran'i Oppenheimer-Volkoff dia avy amin'ny anaran'ny mpahay fizika roa J. Robert Oppenheimer ary George M. Volkoff izay namarana ny asa natombokny ny mpahay fizika Richard C. Tolman momba ilay fetra<ref>Richard C. Tolman, « Static Solutions of Einstein's Field Equations for Spheres of Fluid », Physical Review,  55, o 4,‎</ref>