Merina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-17:
Amin'izao fotoana izao dia anisany zavatra mampihoroho tokoa ny faharingan'ny foko Merina, izany hoe lany tamingany ny foko. Izany zava-misy izany moa dia manana antony samihafa eo aloha ny tsy fahafantaran'ny olona fa ilaina izany fitahirizana ny fokony izany sy ny kolon-tsaina hanan'ny foko tsirairay. Ny foko izay misy ny tena dia mety ho lasa kara-panondron'ny tena satria zavatra manavaka ny tena amin'ny hafa. Ary ny olana hafa dia ny fahaverezan'ny rehareha amin'io foko, ka lasa manary ny fokon'ny tena dia mankany amin'ny foko hafa na amin'ny fanambadiana na ny kolon-tsaina.
 
Ka ny vaha-olana dia ny hoe tiavo ny anao fa rehareha lehibe tokoa izany maha-merina, tandrovy tsy ho ringana ny taranany ary ny maha-tokana azy. Marina ihany koa izany eo amin'ny foko hafa, ka tsy fanambaniana ny an'ny hafa akory no tanjona eo amin'ny filolohavana ny an'ny tena, fa fanajana ny maha an'ny tena azy fotsiny ihany. Tsy misy tokoa mantsy ny ambony , tsy misy ihany koa ny ambany, fa ny fifahasamihafana dia harena ihany koa ka tokony hotandrovana.
 
== Jereo koa ==