Efijery kasihina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:File:Touchscreen.jpg|Efijery kasihina|270px|right|thumb]]
 
Ny '''efijery kasihina''' dia efijerin-tslosaina ampiasaina azo ampiasaina amin'ny alalan'ny fikasihana azy amin'ny tanana na amin'ny alalan'ny [[penina]] ho solon'ny [[voalavo (fitaovana)|voalavo]] ary ny [[fitendry (kajimirindra)|fitendry]]. Ampiasaina amin'ny [[mpanampy dijitaly manokana]], [[solosaina solaitra]], amin'ny [[finday marani-tsaina]] ary amin'ny fitaovana hafa ny efijery kasihina.