Efijery kasihina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''efijery kasihina''' dia efijerin-tslosaina ampiasaina azo ampiasaina amin'ny alalan'ny fikasihana azy amin'ny tanana na amin'ny alalan'ny penina ho solonn'ny vo... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''efijery kasihina''' dia efijerin-tslosaina ampiasaina azo ampiasaina amin'ny alalan'ny fikasihana azy amin'ny tanana na amin'ny alalan'ny [[penina]] ho solonnsolon'ny [[voalavo (fitaovana)|voalavo]] ary ny [[fitendry (kajimirindra)|fitendry]]. Ampiasaina amin'ny [[mpanampy dijitaly manokana]], [[solosaina solaitra]], amin'ny [[finday marani-tsaina]] ary amin'ny fitaovana hafa ny efijery kasihina.
 
Afaka mahatsapa ny herin-tsindrin-tanana ny efijery kasihina sasany, ary rehefa manana izay fahafahana izany ireo efijery kasihina dia manao tsipika matevina kokoa izy ireo amin'ny fanaovana sary.
 
Ireo [[tabilao ifandrimbonana]] izay mety hita eny amin'ny skoly maromaro dia mampiasa teknolojian'efijery kasihina tsotsotra.
 
== Jereo koa ==