Sorabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
"atsimo andrefan'i Madagasikara" changé en "atsimo atsinanan'iMadagasikara"
Andalana faha-1:
[[Sary:Sorabe malagasy.jpg|400px|ankavanana|Santiôna sorabe malagasy|thumb]]
 
Ny '''sorabe''' ({{arabo|سُرَبِ}}) dia abidy iray avy amin'ny abjad arabo (''ajami'') izay natao hanoratana ny fiteny ao Madagasikara, indrindra indrindra ireo fiteny ao atsimo andrefanatsinanan'i Madagasikara : ny fiteny [[antemoro]]-anteogny ary anakara. Fantatra fa isaina aman-jatony ireo lahatsoratra nosoratana tamin'ny alalan'io abidy io ; ny tena antitra amin'ireo lahatsoratra ireo dia nosoratana tany amin'ny taonjato faha-17 tany ho any.
 
Tamin'ny taonjato faha-18, fantatra ary nampiasain'ny foko rehetra erak'i Madagasikara io abidy io : tao Imerina, nanafatra mpanoratra antemoro i Andrianampoinimerina mba hampianatra ny ankizy hamaky teny ary hanoratra. Izay no nahatonga an'i Radama (namorona ny abidy malagasy ankehitriny izay mifototra amin'ny abidy latina) nahay nanoratra ary namaky teny hatry ny fahazazany.