Android Package: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
TokyGerard (dinika | fandraisan'anjara)
Ajout
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Febroary 2015 à 14:06

Ny fichier Android Package (na APK) dia karazana fichiers ho an'ny Android. Ny APK iray (oh., "nanaranafich.apk") dia santionana fichiers ("package") azo ampiasaina ho an'ny système d'exploitation Android manokana. Ny fitambaran'ireo no antsoina hoe « paquet ».

Ny APK iray dia mitovitovy amin'ny paquet deb na RPM. Ny type MIME dia application/vnd.android.package-archive.