Mpanova (haikoriam-boanaratra): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Amin'ny haikoriam-boanaratra, ny '''mpanova''' dia mpanorina manova ny ny zitina ary ny rianaratra. Izy io dia vita amin'ny alalan'ny antsody roa izay mifampi... »
 
Andalana faha-2:
 
== Fiasa ==
Ny antsody dia tsy afaka mandray afatsy rianaratra miherina sao hopotikyho potiky ny hafanana vokatry ny fikorian'ny aratra ao anatin'ny tari-by. Ny antsody roa (na maro) ao anatin'ny mpanova dia ahafahana manova ny zitina ary ny herin-drianaratra avoakan'ny loharanon'aratra miherina. Mitovy kosa anefa ny hateti-piherinerenana. Kely ny angovo very amin'ny fanovana ka tsara ny fanovany.
 
== Fahitana ==