Volana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Loveless (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanova: ar:القمر
Ontsy (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Ny '''Volana''' (avy amin'ny [[fiteny Malay]] ''Bulan'' [{{api|bulan}}]) dia [[volana|volan'ny]] Tany. Ny Volana dia ''satelita'' natoraly ngeza indrindra eo amin'ny ''solar system''. Ny fahalaviran'ny tany sy ny volana dia misy 384.403 km (in-30 ny savaivo ny Tany).
 
Amin'izao fotoana izao, ny volana ihany no satelita na planety nandianan'olona sy notsidihan'olona ary nodiavin'ny olona. [[Luna I]], [[zanabolana]] rosy, no zanabolana voalohany nihodikodina manodindin'i volana tamin'ny [[1959]], tamin'io taona io ihany koa, Nipetraka teo amin'ny volana ny sambon-danitra [[Luna 2]], fa potika ilay saondy taoteo am-pidinana. Tamin'ny taona 1959 ihany nalain'i [[Luna 3]] sary ny sarim-bolana tsy hita maso avy eto an-tany.
 
Tamin'ny [[1966]], tena vita ny Rosy nanometraka ny [[Luna 9]] teo ambon'ny volana, ary mande manodidon'ny volana ny saondy [[Luna 10]] teo aorinana.