Wikipedia amin'ny teny malagasy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Novana ho Wikipedia amin'ny teny malagasy ilay takelaka Wikipedia miteny malagasy : fanitsiana
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Wikipedia mitenyamin'ny teny malagasy''' dia tetikasa iray an'i Wikimedia Foundation. Ny kaondim-piteny ampiasainy dia « mg », ampiasain'ny fiteny malagasy amin'ny ankapobeny.
 
Ny wikipedia amin'ny teny malagasy dia nosokafana tamin'ny taona efatra sy roa arivo ary izy ankehitriny ny wikipedia fahadimy lehibe indrindra ao aorian'ny fiteny afrikaans, ny fiteny soahily ary ny fiteny yoroba. Ny isan'ny mpikambana nisoratra anarana ao amin'izao fotoana izao dia mihoatra ny 2 500 fa iray na roa amin'ireo monja no tena mpikambana mavitrika.