Rafi-masoandro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-91:
 
==== Fonomasoandro ====
[[Sary:Voyager 1 entering heliosheath region.jpg|400px|Sary maneho ny onja dona (bow shock), ny fonomasoandro, ary ny dona famaranana (terminal shock)|thumb|right]]
==== Sisimasoandro ====
Voazara ho faritra roa ny heliôsfera (faritra anjakan'ny rivo-masoandro). Mandeha farany izay haingana ny rivo-masoandro hatreo amin'ny 95AU eo ho eo, izay in-telon'ny fahalaviran'i Plotô ary ny Masoandro. Rehefa mihoatra izay izy dia mifandona amin'ny rivotry ny kintana hafa. Mihamoramora ny fandehanany, voahelingelina ny fahdehany. Fonomasoando no iantsoana io faritra ihamoramoran'ny fandehany io. Ny [[sisimasoandro]] no antsoina ny faritra anjavonan'ny rivo-masoandro avy amin'ny Masoandro.
==== Rahon'i Oort ====
 
==== Rahon'i Hills ====
Miankina amin'ny fifandraisany amin'ny fari-kabakabaka iraisan-kintana ny endriky ny sisimasoandro. Rehefa miala amin'ny sisimasoandro (230 AU miala amin'ny masoandro), dia ahitana [[onja dona]] izay faritra plasma avelan'ny Masoandro amin'ny diany ao amin'ny [[Lalana Mandronono]].
 
==== Rahon'i Oort ary rahon'i Hills ====
Ny rahon'i Hills dia faritra heverina, eo anelanelan'ny fehin'i Kuiper ary ny rahon'i Oort.
 
Ny rahon'i Oort dia faritra heverina fa misy zavatra mivaingana mahery ny 10<sup>18</sup> (iray miliara miliara) ary heverina fa toeram-piavian'ny kometa lava fotoana. Manomboka eo amin'ny 50 000 AU hatramin'ny 154 000 AU. Kely ny hafaingam-pihetsehan'ny zavatra ao amin'ny rahon'i Oort ary mety ho voahelingelin'ny kintana manakaiky, ny onja ara-bondron-kintana ary ny fifandonana ny fizotran'izy ireo.
 
== Jereo koa ==