Fahaizana mamaky sy manoratra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
+ fizarana
 
Andalana faha-8:
== Tantara ==
=== Fiavian'ny fahaizana manoratra ===
Ny fahaiza-manoratra dia nivoaka tamin'ny fivoaran'ny fahaiza-manisa ary ny fitaovam-panisana izay efa nipoitra tamin'ny taonarivo fahavalo talohan'i J.K. Nipoitra in-efatra tao Mezôpôtamia, Ejipta, Amerika Afovoanya ry Sina ny soratra.
 
Tany Somera no nahitana ny fifandraisana an-tsoratra anisan'ny voalohan'ny indrindra, izay natao valo arivo taona taloha'ni J.K. Tamin'izany fotoana izany, ny fahaiza-manoratra dia raharaha ilaina amin'ny fitantanana fahalalana vaovao ary karazam-pitantanana nambarin'ny fifanakalozana ary ny famokarana amin'ny ambaratonga lehibe.<ref>Easton, P. (in press). "History and spread of literacy", Excerpted from Sustaining Literacy in Africa: Developing a Literate Environment, Paris: UNESCO Press pp. 46-56.</ref>
 
=== Fiavian'ny abidy ===
=== Fahaiza-manoratra erak'izao tontolo izao ===
Ligne 14 ⟶ 18 :
==== Azia ====
==== Eoropa ====
 
== Fahaiza-manoratra amin'ny taonjato faha-21 ==
== Fiantraika ara-toe-karena ==