Ady Lehibe Faharoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-78:
 
==== Sehatr'ady atsinanana (1939-40)====
Ny sehatr'ady atsinanana tamin'ny 1939 ary 1940 dia niadian'i Alemaina sy FRSS an'i Polonia.
 
Notafihan'ny Alemanina ny 1 Septambra 1939 tamin'ny 4h45 i Polonia. Tamin'ny 17 Septambra 1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov sy Ribbentrop (fifanarahana alemanina-sovietika) dia manafika ny lafy atsinanan'i Polonia ny tafika sovietika. Rakotra tanteraka ny tafika poloney.
 
Noho ny fandavan'i Finlandy hanakalo ny tany ao atsimotsimony hiarovana tara kokoa ny tanànan'i Leningrad dia nanafika an'i Finlandy ny Firaisana Sovietika tamin'ny 30 Novambra 1939. Nahery ny fanoheran'ny Finlandey ary betsaka ireo olona sy fitaovana verin'ny sovietika, ary naharitra hatramin'ny 12 Martsa 1940 ny adin-dririnina.
Nifarana tamin'ny fifanarahan'i Mosikao izy io ny 12 Martsa 1940 ary nametraka fotoana voafetra tsy hitsy ady intsony amin'ny firenena roa.
Azon'ny sovietika ny haterena Karelianina izay miaro ny fidirana amin'i Leningrad ary ireo nosy maro ao amin'ny gôlfan'i Finlandy.
Araka ny fianarahana alemanina-sovietika foana dia nanafika ary nanjakana ireo irenena baltika ny firaisana sovietika.
==== Sehatr'ady andrefana (1940) ====
==== Sehatr'adin'i Balkana (1941) ====