Ady Lehibe Faharoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-34:
* Firaisana Sovietika
=== FRSS ===
Rehefa nanafika an'i Polonia ny FRS ny 17 Septambra 1929 araky ny fifanarahana ny tsy hifanafika alemàna-sovietika, ny sehatra nisy azy, raha avy amin'ny fomba fijery polony, dia mitovy amin'i Alemaina. Tsy nanambara ny hiady amin'i Frantsa na ny [[Fanjakana Mitambatra]] kosa anefa izy io. Nahatonga an'i FRSS ho voaroaka an'i SDN izany fanafihana izany tamin'ny 1939. Nandritry ny fifanarahana ny tsy hifanafika, dia nanome hanina ary solitany an'ny Reich alemàna ny sovietika izay nahafahan'ny Reich hanodina ny fanakanan'ny Mpiraidina. Komonista alemàna amam-polony ihany koa no naverin'ny FRSS an'ny Reich.
 
Noho ny fanafihan'i Alemaina an'i FRSS ny 22 Jiona 1941, lasa niaraka tamin'ny Mpiraidiana ny FRSS. Nahazo indraa amerikanina izy ho takalon'ny volamen'ny Bankim-panjakan'ny FRSS. Tsy nanokatra sehatr'ady vaovao ny amerikanina fa nanome fanampiana lehibe tamin'ny FRSS ny Mpiraidiana, fanampiana izay mandalo amin'ny Lalan-tsambo arktika.
 
Arak'i Raymon Cartier ary John Keegan nanome fiaramanidina 1825, tanky 2249, basy milina 81 287, telefaonina fiadiana 56.500 ary 380.000 mily iraisam-pirenena taribin-telefaonina avy tamin'i Etazonia ny FRSS tamin'ny Oktobra 1941 hatramin'ny Jiona 1942 Tamin'ny 1943 dia nahazo kamiao 427.000 ny Tafika Mena. Ankoatra izany dia nanome kiraro 13 tapitrisa, sakafo 5 tapitrisa taonina na mpitarika fiarandalamby 2.000, fiarandalamby 11.000 ary vin-dalamby 54.000 taonina. Avy any Etazonia ny telo ampahaefatry ny varahina sovietika. Nanome solitany ihany koa izy io hampanidina ny fiaramanidina.
 
=== Herin'ny mpiady amin'ny AL2 nandritry ny taona 1940-45 ===
 
{| class="wikitable"
|+ '''Isan'ny miaramila'''<ref>Philippe Masson, Une guerre totale, 1939-45, Taillandier,‎ 1993, tk 426</ref>
|- ----
| style="text-align: left"| Taona
| 1940 || 1941 || 1942 || 1943 || 1944 || 1945
|- ----
| style="text-align: left"| [[Reich Fahatelo]]
| {{formatnum:5000000}} || {{formatnum:7200000}} || {{formatnum:8600000}} || {{formatnum:9500000}} || {{formatnum:9500000}} ||
|- ----
| style="text-align: left"| [[Japana]]
| {{formatnum:1723000}} || {{formatnum:2411000}} || {{formatnum:2829400}} || {{formatnum:3808200}} || {{formatnum:5365000}} || {{formatnum:7193200}}
|- ---------
| style="text-align: left"| [[Fanjakana Mitambatra]]
| {{formatnum:2212000}} || {{formatnum:3278000}} || {{formatnum:3784000}} || {{formatnum:4300000}} || {{formatnum:4500000}} || {{formatnum:4653000}}
|- ----
| style="text-align: left"| [[Etazonia]]
| {{formatnum:458000}} || {{formatnum:1795000}} || {{formatnum:3844000}} || {{formatnum:8918000}} || {{formatnum:11240000}} || {{formatnum:11858000}}
|- ---------
| style="text-align: left"| [[Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika|FRSS]]
| {{formatnum:500000}} || {{formatnum:4027000}} || {{formatnum:9000000}} || {{formatnum:10000000}} || {{formatnum:12400000}} || {{formatnum:10800000}}
|- ----
| style="text-align: left"| [[Frantsa]]<ref>[[Frantsa]], [[Hery Frantsay Afaka]] ary [[Tafi-panafahana Frantsay]].</ref> || {{formatnum:5500000}} || {{formatnum:25000}} || {{formatnum:50000}} || {{formatnum:100000}} || {{formatnum:150000}} || {{formatnum:550000}}
|- ----
| style="text-align: left"| [[Belzika]]<ref>[[Belzika]]
1940 Forces armées belges.</ref> || {{formatnum:700000}} || -- || -- || -- || -- || {{formatnum:100000}}
|- ----
| style="text-align: left"| [[Kanada]]
| {{formatnum:92296}} || {{formatnum:260553}} || {{formatnum:454418}} || {{formatnum:692953}} || {{formatnum:747475}} || {{formatnum:761041}}
|}
 
== Famintinana ny asa ara-miaramila ==