Ady Lehibe Faharoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-17:
Ny krizy ara-toe-karena tamin'ny 1929 dia vokatry ny famokarana be loatra, izay nampidina ny vidin-javatra ary nampitontongona ny toe-karena amerikanina. Ny fampodiana ny fampiasam-bola amerikanina lehbe tany Alemaina dia nampitontongana ihany koa ny toe-karena alemàna izay nampahamafy kokoa ny krizy efa tonga tao Eoropa.
Maro ireo firenena eoropeana nandray fepetra ary niezaka hanoherana ny vokatry ny krizy, toa ny New Deal amerikanina. Nampamora ny fiakaran'ireo sôsialista nasiônalista (Nazi) teo am-pahefana ny krizy ara-toe-karena tao Alemaina ary Italia. Nanohana ny asa tamin'ny alalan'ny fampiasana ireo tsy an'asa amin'ny indostria ara-tafika sy tamin'ny tetikasa lehibe ireo firenena roa ireo.
 
Ny toe-javatra ara-toe-karena ary ny fanetrena niainan'ireo firenena resy tamin'ny Ady Lehibe Voalohany no nahatonga ireo firenena ireo hiala amin'ny SDN ary hanamafy ny tafiny hamaliana ny hitsaka.
== Mpiady ==
=== Mpikambana ao amin'ny aksisy ===
Ireo firenena tao amin'ny Aksisy dia
* Alemaina
 
* Japana
* Italia
=== Mpanohitra ny akisy ===
Ireo firenena mpanohitra ny Aksisy dia
* Frantsa
* Fanjakana Mitambatra, Empira Britanika
* Etazonia
* Sina
* Firaisana Sovietika
=== FRSS ===