Tany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 211 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q2
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Tany''' dia ny planeta fahatelo raha miala avy amin’ny Maoandro ary izy irery ankehitriny no fantatra fa mitondra zava-miaina eo amboniny. Ny tany dia niforona tamin’ny 4,5 miliara taona lasa; Anisan’ny planeta vato eto amin’ny [[Rafitry ny Masoandro]] izy io. Ny telo hafa dia i Merkiora, Venosy ary Mars.
Ny '''Tany''' dia ny fajiry fahatelo miala amin'ny Masoandro. Fajiry fahadimy lehibe indrindra ary fajiry mibolobolo indrindra amin'ny fajiry rehetra ny [[fajirin'ny Masoandro]]. 150 tapitrisa kilometatra miala amin'ny Masoandro ny fisian'ny Tany, aorian'i Venus. Ny lanjan'ny Tany dia in-81 ny lanjan'ny Volana.
 
Mampihodina ny tany manodidina ny masoandro ny lanja lehiben’ny Masoandro, tahaka ny lanja lehiben’ny Tany mampihodina ny Volana manodidina azy. Ny isan’ny andro ihodinan’ny Tany manodidin’ny Masoandro dia 365,25 andro. Izay no antsoina hoe herintaona. Ny isan’ny andro ihodikodonan’ny Volana manodidin’ny Tanyd ia 27,33 andro. Izay no niavian’ny anarana hoe «volana».
 
Ny tany ny planeta tena ahitana rano mikoriana eto amin’ny Rafitry ny Masoandro, ary 71% ny velarantaniny manontolo no feno izany. Izay koa no iantsoana ny tany ho «planeta manga».
 
Eto an-tany dia ahitana karazana zava-miaina eo amin’ny 14 tapitrisa eo hoeo. Eo ambonin’ny Tany no tena iainan’ny ankamaroan’izy ireo, ary misy ihany koa ireo karazan-java-miaina miaina any ambanin’ny Tany. Niova be mihitsy ny zava-maina teto an-tany Ohatra, tany am-boalohany, ny sianôbakteria dia nanova ny soson-drivotra iainana ary nanome ôksizenina.
 
{{fajiry}}