Fiarahamonina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiaraha-monina''' dia ny teny hamaritana ny olombelona miaina (iombonana, anisan'ny ireo ny tambajotra sosialy sy ny herin-tambajotra).
Noho izy tsy maintsy mampitehanampy ireo tena mahery sy manan-karena ireo mahantra, tena zava-dehibe amin'ny fiaraha-monina ny zom-pirenena, zo sy ny fotoana voafetra. Ireo no fototra fomba hahazoana rariny. Raha mirava ireo dia manomboka mihevitra fa tsy rariny ilay fiaraha-monina ary manomboka mifangalatra, tsy manaiky mifanampy, na manomboka mijery ireo mpanana noho tena fa mangalatra.