Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
* Ny tanjon'ity pejy ity dia manoro anao hoe ahoana ny manova ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia.
 
* Afaka manova takalaka avy hatrany daholo ny mpikambana sy ny mpitsidika rehetra eto amin'ny wikipedia, ary tsy mila manoratra anarana ato akory vao afaka. Ampahazotoinay manoratra eto ianao raha hitondra zava-tsoa (takelaka tsara <sub>{{'|au top}}</sub>) eto amin'ity wikipedia ity.
 
* Mandehana any amin'ny {{w|bistro}} rehefa manana fanontaniana manokana, na manorata any amin'ny {{w|mpandrindra}} eto amin'ny wikipedia.
 
== {{h|Ahoana no manova takelaka}} ==
Andalana faha-9:
Afaka ovain'ny {{'|internaute}} avy hatrany ny ankabiazan'ny pejy eto amin'ny wikipedia, ary io kosa ny foto-pandehanany. Azon'ny mpitsidika ovaina ny pejy raha hanatsara azy ny tena tanjony<ref>Tsy afaka ovaina ny pejy manokana sy ny pejy voaaro satria sarobidy na be mpanimba</ref>. Afaka ampiasaina ny {{w|Kianjam-pasika}} rehefa manandrana ny syntaxe wiki ; Azo ampiasaina ihany koa ny [[special:mypage/kianjam-pasika|pejinao]] raha tianao.
 
= ┌────────────────────────────────────────────────────────────────────────┐
│ Lahatsoratra - Dinika - '''O'''vay - '''T'''antara ... ...
├───────────────────────── ^ ──────────── ^ ─────────────────────────────┤
│ '''Afaka manova ny │ '''Afaka''' manaraka ny │'''
│ Takelaka rehetra ianao │ fanovàna rehetra ianao │
<nowiki> </nowiki>├────────────────────────────────────────────────────────────────────────┤
<nowiki> </nowiki>└────────────────────────────────────────────────────────────────────────┘ =
 
=== Tsindrio ny rohy <b>[ Ovao ] </b> ===