Antsirabe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Reivhax (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-5:
Eo amin'ny afovoan'ny nosy no misy azy, 168 km atsimon'[[Antananarivo]] manaraka ny lalam-pirenena faha-7. Renivohitry ny faritr'i Vakinankaratra izy. Araka ny fanisana natao ny Janoary 2005 dia manodidina ny 182 804 ireo mponina ao.
 
Amin'ny ahavohaavo (altitude) 1 500 metatra Antsirabe ka voahodidina "volcan" izy. Antsirabe no tanàna mangatsiaka indrindra ao Madagasikara ka tonga hatrany amin'ny 0°C rehefa ririnina.
 
Manana seranam-piaramanidina Antsirabe.
 
== Tantara ==