Taioàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (-\[\[[sS]okajy:[Ff]irenena\|?(.*)\]\] +Sokajy:Firenena\nSokajy:Firenena ao Azia)
Flag of Country
Andalana faha-2:
 
Ny '''Repoblikan'i Sina''' izay antsoina amin'ny anarany Taiwan, dia fanjakana ao [[Azia Atsinanana]] izay manjaka eo amin'ny nosin'i Taiwan ary amin'ny nosy manodidina. Ny 1 Oktobra 1949, dia nantsoana tany Beijing ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]] izay noho ny fandresen'ny komonista ny nasionalista. Nanomboka tamin'ny [[1950]], ao Taiwan irery sisa ny tany ananan'ny Repoblikan'i [[Sina]] fahefana, noho izany, voazara roa ny tantaran'ny Repoblikan'i Sina: ny fotoana nanjakany erak'i Sina, ary ny fotoana izay nanjakany tao Taiwan irery.
[[File:Flag of the Republic of China.png|thumb|Repoblikan'i Sina]]
 
[[Sokajy:Firenena]]