UNIX: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k (Script) File renamed: File:Unix.pngFile:Unix timeline.en.png Harmonize nomenclature of Unix timelines
Andalana faha-1:
[[Sary:Unix timeline.en.png|thumb|500px|Vanim-potoana sy ny fivoaran'ny UNIX]]
 
Ny '''UNIX''' dia [[rindrankajy]] mpandrindra (sokajy [[mpandrindra milina]] na operating system)ny [[milina fikajiana]] na [[mpikajy]] namboarin'ny orinasa [http://en.wikipedia.org/wiki/AT&T AT&T] [http://en.wikipedia.org/wiki/Bell_Labs Bell Labs]. Ny ''UNIX'' no loharanon'ny [[mpandrindra milina]] rehetra amin'izao fotoana ary voafidy ho laharana voalohany amin'ny [[rindrankajy]] rehetra noforonin'ny [[olombelona]] hatramin'izao. Ny [[Linux]], [[Windows]], [[MacOS]], sy ny [[mpandrindra milina]] hafa dia miankina amin'ny ''UNIX'' avokoa.