Wikipedia:Mpandrindra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Alno (dinika | fandraisan'anjara)
politique de révocation des droits d'administrateur
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
{{wikipedia:accueil/Cadre|orange|/Fampiasana ny fangatahana}}
{| class="wikitable"
 
|
== Fitsipika mikasika ny famoanana ny satam-pandrindra ==
 
Noho ny tsifisian'ny fitsipika ho an'ity Wiki ity dia mihatra ny fitsipika ankaponbe. Izany hoe hahazo filazana avy any amin'ny mpiambona (steward) izay mpandrindra tsy nanao inona na inona (na fanovana na fampiasana ny fitaovana manokana) nandritry ny roa taona, ka raha tsy eken'ny fikambanana ny fitazomany ny zony dia tsy hanana ny zom-pandrindrany intsony izy. Mazava ho azy fa afaka mangataka ho hanana ny zom-pandrindra indray izy ohatra ny mpikambana rehetra mameno ny fepetra.
 
=== Aogositra 2014 ===
 
Ireo ny mpandrindra tsy nanao inona na inona nandritry ny roa taona :
* [[User:Hery]]
* [[User:DotMG]]
* [[User:Mero]]
* [[User:Alno]]
 
=== Fangatahana ny hanitatra ny zo ===
Ny mpandrindra tsirairay dia afaka mangataka ny fikambanana mikasika ny fanitarana ny zony. Afaka mamoa-kevitra ny mpikambana mikasika ny fangatahana tsiairay. Rehefa misy marimaritra iraisana dia ho apetraka any amin'ny [[m:Stewards' noticeboard]] ny rohy manketo amin'ity pejy ity mba hampiharana ny fanapahan-kevitry ny fikambanana (famoanana na fitazomana ny zom-pandrindran'ny mpandrindra voakasika)
 
|
== Politique pour la révocation du statut d'administrateur ==
A défaut de politique spécifique pour ce wiki, la [[:m:AAR|politique générale]] s'applique. En résumé, elle dit qu'un admin qui n'a réalisé aucune action (aucune édition ni aucune autre action spécifique à un admin) pendant deux ans est averti par un steward, puis si la communauté ne demande pas à prolonger ses droits, alors il les perd. Il peut bien sûr demander de nouveau à la communauté de lui attribuer ces droits par la suite.
Ligne 18 ⟶ 36 :
Chaque administrateur peut demander à la communauté si elle veut bien lui accorder une prolongation de ses droits.
Les membres de la communauté peuvent ajouter leurs commentaires à la suite de chaque demande.
 
* Je propose à la communauté que mes droits d'admin soient prolongés, afin qu'il ne reste pas un seul admin en titre -- [[User:Alno|AlNo]] [[User talk:Alno|(resaho)]] 26 Aogositra 2014 à 12:48 (UTC)
**''insérez votre commentaire ici''
 
Lorsqu'un consensus est atteint, un lien vers la présente page devrait être posté sur [[:m:Stewards' noticeboard]] pour faire appliquer la décision de la communauté (révocation ou conservation des droits des administrateurs concernés).
 
|}
 
* Je propose à la communauté que mes droits d'admin soient prolongés, afin qu'il ne reste pas un seul admin en titre -- [[User:Alno|AlNo]] [[User talk:Alno|(resaho)]] 26 Aogositra 2014 à 12:48 (UTC)
**''insérez votre commentaire ici''
 
__NOEDITSECTION__