Antarktika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
DirlBot (dinika | fandraisan'anjara)
k Rôbô Nanala: cu:Антарктїка Nanova: ba:Антарктида; changement de type cosmétique
Andalana faha-11:
Tsy manana mponina tera-tany ny Antartika ary ny mipetraka any amin'izao fotoana izao dia siantifika ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka, ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin'ny karazam-borona, trondro sy biby mampinono ihany no any.
 
Ny teny ''Antartika'' dia avy amin'ny [[fiteny grika]] ''ἀνταρκτικός'' (''antartikós''), midika "mitohina amin'i Arktika". Tamin'ny 1820 ilay kaontinenta no hita voalohany ary ny tafoky rosy entin'i [[Mikhaïl Lazarev]] sy i [[Fabian Gottlieb von Bellingshausen]] no nahita azy. Fa tsy dia nahaliana olona firy ilay kaontinenta noho ny tsi-fisian'ny [[harena an-kibon'ny tany]], ny tontolo tsy afaka iainana ary ny fitokanana jeografikany.
 
Araka ny [[fifanekena momban'i Antartika]] nosoniavin'ny firenena roa ambin'ny folo tamin'ny [[1959]] ary narahan'i [[fifaneken'i Madrid]] tamin'ny 1991, manana sata manokana ny Antartika : tsy azo anaovana hetsika militera any, ary tsy azo alaina ny harena ankibon'ny tany raha tsy karoka siantifika no tanjony.
 
[[Sokajy:Kontinenta]]
Ligne 33 ⟶ 32 :
[[ast:Antártida]]
[[az:Antarktida]]
[[ba:АнтарктикаАнтарктида]]
[[bat-smg:Antarktėda]]
[[bcl:Antartika]]
Ligne 48 ⟶ 47 :
[[crh:Antarktida]]
[[cs:Antarktida]]
[[cu:Антарктїка]]
[[cv:Антарктида]]
[[cy:Yr Antarctig]]