Régie Malgache: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Russavia (dinika | fandraisan'anjara)
→‎Tsiahy : {{commonscat|Régie Malgache}}
Russavia (dinika | fandraisan'anjara)
this air afrique is not the air afrique of west africa -- delinking
Andalana faha-1:
[[Sary:Regie_Malgache_route_map.png|thumb|Zotan'ny Régie Malgache tamin'ny 1934|210px|right]]
 
Ny '''Service de la Navigation Aérienne de Madagascar''' izay fantatra amin'ny anarana '''Régie Malgache''', dia orinasa fitaterana min'ny fiaramanidina [[frantsa]]y izay nanana ny foibeny tao [[Antananarivo]], Madagasikara. Natambatra tamin'ny 1937 izy tamin'i [[Lignes Aériennes Nord-Aricaines]] (LANA) ary ny [[Compagnie Transafricaine d'Aviation]] (CTA) mba hamorona ny [[Régie Air Afrique]].
 
== Tantara ==
Andalana faha-12:
Naitatra hankany [[Alger]] ary [[Marseille]] ny zotra tamin'ny 27 Mey 1936. Tamin'ny 1 Novambra 1936 dia nanomboka nitondra mpandeha miaraka amin'ny Air France ary Régie Air Afrique ny Rége Malgache<ref name=Guttery1998/>. Ny servisy an-tranon'ny Régie malgache dia nanao ny zotra Antananarivo-[[Morondava]]-[[Toliara]]-[[Taolagnaro]]-[[Ihosy]]-[[Antananarivo]].<ref name=Guttery1998/> Tamin'ny taona 1936 dia 182 no mpandeha, 4 228 kg ny entana ary 3 496 kg ny taratasy voatatitra.
 
Tamin'ny 1 Septambra 1937 dia voavidin'ny [[Régie Air Afrique]] izay nanao ny zotra avy ao Antananarivo hatrany Brokeny Hil ny Régie Malgache. Notohizan'ny service de l'[[Aéronautique Civile]] ny zotra an-trano.<ref name=Guttery1998/>
 
== Tsiahy ==