Imperialisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « Ny '''imperialisma''' dia fomba fitondrana izay ahitana firenena lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’ny sisintaniny. Ny tanjon’ny imperialisma dia ny m... »
 
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''imperialisma''' dia fomba fitondrana izay ahitana firenena lehibe mitady hanitatra ny fahefany any ivelan’ny sisintaniny. Ny tanjon’ny imperialisma dia ny manangana empira.
Manjaka ny firenena hafa amin’ny alalan’ny tafiny ny firnenafirenena imperialista. Na dia izany aza dia ;etymety tsy mampiasa herin-tafiny ireo firenena ireo fa mametraka famehezana ara-politika ary ara-toekarena eo amin’ilay firenena.
 
Ny firenena manjaka araka ny imperialisma dia mitady hanangona ireo loharanon-karena voajanahary tanim-boly, na arak’olona amin’ny alalan’ny fanandevozana azy ireo na amin’ny alalan’ny fanofanana azy amin’ny asa kely karama (ary/na kely andraikitra). Mety ho antsoina hiady ho an’ny empira izy ireo. Mety ho azon’ilay firenena imperialista ihany koa ireo tsena an-toerana ary mety ho voatery hividy na hivarotra amin’ilay governemanta imperialista na indostrian’ny governemanta ny vahoaka.