Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny '''Empira Romana''' (amin'ny teny latina : ''Imperium romanum'') dia ny empira lehibe indrindra tamin'ny [[Taona Taloha]]. Ny renivohiny dia Roma ary mifototra amin'ny tany manodidin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin'ny 27 TJK hatramin'ny fanonganana ny emperora farany tamin'ny taona 476 ny Empira Romana.
 
Ny Empira no sokajy fahatelon'ny [[Roma Taloha]]. Taona fahapanjakafahampanjaka ny voalohany, [[Repoblika Romana|faharepoblika]] ny faharoa ary fahaempira ny sokajy fahatelo.
 
Ny teny ofisialin'ny Empira romana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.