Empira Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanala rohy interwiki 5 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q2277
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
 
Ny '''Empira Romana''' (amin'ny teny latina : ''Imperium romanum'') dia ny empira lehibe indrindra tamin'ny [[Taona Taloha]]. Ny renivohiny dia Roma ary mifototra amin'ny tany manodidin'ny [[Ranomasina Mediteranea]] ilay empira. Nitoetra nanomboka tamin'ny 27 TJK hatramin'ny fanonganana ny emperora farany tamin'ny taona 476 ny Empira Romana.
Amin'ilay laharam-piovan'ilay [[sivilization]] ny [[Roma Antika]] ny [[Empira Romana]]. Governemanta aotôkratika ilay izy. Ny Empira Romana nanarakan'ny Repoblika Romana ([[509 AJK]] - [[27 AJK]]) antitra (misy 500 taona ny repoblika no teo) sady reraka amin'ny ady ny Marius sy Sylla sy ny ady ny [[Pompee]] sy [[Marcus Brutus]] sy [[Julius Caesar]], misy daty roa afaka tadidiana amin'ilay fifindrana rejima : Ny fandresen'ny [[Caius Octavius Thurinus]] tamin'ny ady ny Actium tamin'ny [[2 Septambra]] [[31 AJK]] na tamin'ny faha Imperataoro ny [[Imperator Caesar Divi Filius Augustus]] tamin'ny [[16 janoary]] [[27 AJK]].
 
Ny Empira no sokajy fahatelon'ny [[Roma Taloha]]. Taona fahapanjaka ny voalohany, [[Repoblika Romana|faharepoblika]] ny faharoa ary fahaempira ny sokajy fahatelo.
 
Ny teny ofisialin'ny Empira romana dia teny latina. Na dia izany aza, nitazona ny [[fiteny grika taloha]] ho fiteny ofisialy miaraka amin'ny fiteny latina ny faritra atsinanan'ny empira.
 
Naharitra dimanjato taona ny faritra andrefan'ny Empira Romana. Ny faritra atsinanaa izay ahitana an'i [[Grisy]], Torkia dia mbola naharitra arivo taona mihoatra. Taorian'ny fitotonganan'ny empira romana tandrefana dia laza [[Empira Bizantina]] no anaran'ilay empira romana tatsinanana, ary [[Konstantinopla]] no renivohiny.
 
Ny teny [[Latina]] [[:la:Imperium Romanum|Imperium Romanum]] anatin'io ny teny ''Imperium'' miteny tany zanatany Romana, hatramin'ny andro ny [[Augustus]] hatramin'ny Fahalatsahan'ny [[Empira Romana Andrefana]].
 
== Tantara ==
 
[[Image:Roman Republic Empire map.gif|thumb|ankavia|Io ny famintian'ny tantaran'ny Empira Romana.
{{légende|#a64|[[Repoblika Romana]]}}
{{légende|#a6a|[[Empira Romana]]}}
{{légende|#48a|[[Empira Romana AndrefanaTandrefana]]}}
{{légende|#bc4|[[Empira Bizantina|Empira Romana AntsinananaTatsinanana]]}}
]]