Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Betsaka ireo firoky ny fiteny grika taloha, fa heverin'ny siantifika rehetra fa ny [[fiteny Atikianina]] no madio indrindra amin'ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana amorontsiraka amin'ny Ranomasina Mediteranea ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany Azia i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny Fanjankambe Romana dia mianatra fiteny grika taloha ny Romana ao amin'ny Fanjakambe Romana, ohatr'ireo mpianatra mianatra fiteny anglisy ankehitriny.
 
Ireo tononkalo lehibe malaza indrindra amin'ny fiteny grika taloha dia notononin'i [[HomeraHomer]]a.
 
Miova araka ny fandrosoan'ny fotaona ny fiteny rehetra, ary niova imbetsaka ny fiteny grika mandritry ny taonjato 25 manasaraka ny fiteny grika taloha sy ny fiteny grika ankehitriny. Ankehtriny, eken'ny mpandinika fiteny rehetra fa nanomboka tamin'ny taona 453 ny fiteny grika ankehitriny no nanomboka nisy.