Aostralia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-50:
}}
 
'''Aostralia''', izay mitondra ihany koa ny anarana ''Commonwealth an'i Aostralia'' (amin'ny teny anglisy ''Commonwealth of Australia'') dia firnenafirenena ao min'ny ila-bolantany atsimo. Ao Oseania, i Aostralia dia ny firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra. Ao amin'ny Commonwealth an'i Aostralia dia ahitana an'i [[Tasmania]] ary nosy hafa maro ny [[Ranomasimbe Atsimo]], Pasifika ary Indianina. Ny firenena manodidona azy dia i [[Indonezia]], [[Timor Atsinanana]], ary [[Papoazia Ginea Vao]] any avaratra, i Nouvelle-Calédonie any avaratra atsinanana, [[Zelandy Vaovao]] any atsimo atsinanana ary ny Tany frantsain'ny nosy Kerguelen any andrefan'ny nosy aostralianina Heard ary McDonald.
 
== Fiavian'ny anarana hoe ''Aostralia'' ==