Aostralia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Andalana faha-61:
=== Fahafaran'ny Eorôpeana azy voalohany ===
{{...}}
I [[Willem Janszoon]] no lazaina fa eoropeana voalohany indrindra nahita an'i Aostralia tany amin'ny voalohandohan'ny taona 1606. Tonga ary nametraka tongotra teo amin'i [[Renirano Pennefather]] eo akaikionakaikin'iny tanànan'i [[Weipa]] eo amin'i [[Tanjona York]] izy. Nofaritiny avy hatrany ny amorintsiraka andrefana ary ny amorontsiraka avaratra ary Hôlandy Vaovao no anarana nomeny an'ilay tany vao hitany tamin'ny taonjato faha 17, kanefa izy dia tsy nitondra mponina hapetraka eo amin'ilay tany hozanahana.
 
Tonga taeo amin'ny amorontsiraka avaratra andrefan'i Hôlandy Vaovao tamin'ny 1668 ary tamin'ny taona 1669 i [[Zanatanin'i Renirano Swan|William Dampier]] izay mpitety tany anglisy. Tamin'ny 1770, nitety ny amorontsiraka atsinanana i James Cook ary nanao ny sarintan'ny amorontsirak'izay fantatra ankehitriny amin'ny anarana Valesa Atsimo Vaovao (anglisy : ''New South Wales'') ary nitaky azy ho an'i Britaina Lehibe. Nohon'ny fahaverezana ny zanatany amerikanina tamin'ny taona 1780, nandefa flôtin-tsambo ny governemanta britanika hametrahana zanatany atao fonja ao Valesa Atsimo Vaovao. Ny flôty voalohany izay entin'ny kapiteny Arthur Phillip no nirahana nanao izany. Nipetraka ny lasitra ary natsangana tao [[Zanatanin'i Renirano Swan|Sydney Cove]], [[Zanatanin'i Renirano Swan|Port Jackson]] tamin'ny 26 Janoary 1788, daty izay atao ho fetim-pirenena aostrialianina, na dia tsy nambara raha tsy tamin'ny 7 Febroary 1788 aza ny sata maha-zanatany an'i Aostralia. Nahatonga ny fananganana an'i Sydney izay toerana hambolena, hanaovana ny varotra ary ny indostria ilay fonenana voalohany.