Hanokatra ny renilisitra

Modifications

tsy misy ambangovangom-panovana
Ny '''Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana''' dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny [[Dinan'ny Firenena Mikambana]] ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriam-pahalemana[[fandriampahalemana]], ny fametrahana [[sazy iraisam-pirenena]] ary ny fanafihana[[fanomezan-dalàna hanafika]].
 
== Firenena mpikambana ==