Wikipedia:Vaovao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''Mitranga amin'izao fotoana izao''' : [[Ady an-trano fahatelo ao Santrafrika]], [[Krizy arapolitika ao Tailandy]], [[Ady an-bolatrano ao Siria]], [[Fanjavonan'ny sidina MH370]], [[Fikorontanana ao Okraina]], [[Krizin'ny trosa ao amin'ny Faritra Euro]] <small>[[http://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Wikipedia:Vaovao&action=edit ovaina]] </small>
<!--
Fitsipika momban'ny fanovana ny fizarana "VAOVAO" :
Andalana faha-10:
-->
-----------------
* [[27 Aprily]] : [[Fanasandratana ho olo-masina|Nasandratr'i]] Papa François sy Benoît XVI ho olo-masina ireo papa '''[[Joany XXIII]]''' sy '''[[Joany Paoly II]]'''.
* [[5 Desambra]] 2013 : Fahafatesan'i '''[[Nelson Mandela]]''' izay mpanohitra malaza indrindra ny Apartheid tany Afrika Atsimo ary ny fanavakavahana ara-dokom-bolonkoditra.
* [[1 Oktobra]] 2013 : Miala amin'i '''[[Commonwealth]]'S'' i [[Gambia]]
* [[1 Jolay]] 2013 : Tafiditra ho firenena mpikamban'ny '''[[Vondrona Eoropeana]]''' i [[Kroasia]]
* [[14 Martsa]] 2013 : Voafidy ho paparaimasina ny arsevekan'i [[Buenos Aires]] '''Jorge Mario Bergoglio''' ary nifidy ny anarana '''[[Papa François|François]]''' (amin'ny teny latina ''Franciscus'').
* [[11 Febroary]] 2013 : Mametraka ny fialàny ny paparaimasina Benoît faha-XVI; fialana izay hitranga ny 28 Febroary.
* Manokatra ny [[Zotra haingam-pandeha Beijing–Guangzhou–Shenzhen–Hong Kong|zotra lalamby haingam-pandeha lava indrindra eto amin'izao tontolo izao]] ny [[Repoblika Entim-bahoakan'i Sina]].
<noinclude>
== Ny pejy hafa ahitana vaovao ==