Nôrvezy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Haintsoroa (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Haintsoroa (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
i
 
i
 
O
 
Ligne 64 ⟶ 69 :
 
Tamin'ny taona 1380 dia niara-maty tamin'ny mpanjaka Haakon VI ny dinastia norveziana. Ny vadin'ity mpanjaka ity manko, Margrethe avy any danemarka manko no nahazo ny fanjakàna ka nanomboka teo dia niray i Danemark sy Norvezy. Tonga nanampy io firaisana io, nantsoina hoe "Fiombonan'i Kalmar" koa i Soeda tamin'ny 1397. I [[Danemarka]] no firenena azo lazaina fa nitondra tao anatin'io fiombonana io, ary ny taniny rahateo no teny nampiasaina tanivon'ny fanjakana, ka i Norvezy dia toy ny faritany anankiray nentina ihany.
 
Ny fizakan-tena azon'ny Soeda , taorian'ny fikomian'i Gustave Vasa, dia nanafoana ny fiombonan'ny Kalmar tamin'ny taona 1523. Na izany aza, dia mbola teo ambany fanapahan'i Danemarka ihany Norvezy. Tamin'ny tapany voalohany tamin'ny taonjato faha XVI, dia nandray ny fivavahana loterana ny mpanjakan'i Danemarka, ary ny vahoakany rehetra dia nampanarahina izany koa.
 
== Jeografia ==