Nôrvezy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Haintsoroa (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Haintsoroa (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-63:
Tamin'ny taonjato faha XIII dia nisy tovolahy mpanao anjoria anakiray nantsoina hoe Sverre Sigurdsson nandrombaka ny fitondrana ka nanangana dinastia vaovao , izay nitoetra tao Bergen. Nohon'ny fitomboan'ny herin'ny ligin'ny hansea tao an-tanàna, dia nafindra tao Oslo ny renivohitra tany amin'ny fiandohan'ny taonjato faha XIV.
 
Tamin'ny taona 1380 dia niara-maty tamin'ny mpanjaka Haakon VI ny dinastia norveziana. Ny vadin'ity mpanjaka ity manko, Margrethe avy any danemarkdanemarka manko no nahazo ny fanjakàna ka nanomboka teo dia niray i Danemark sy Norvezy. Tonga nanampy io firaisana io, nantsoina hoe "Fiombonan'i Kalmar" koa i Soeda tamin'ny 1397. I DanemarkDanemarka no firenena azo lazaina fa nitondra tao anatin'io fiombonana io, ary ny taniny rahateo no teny nampiasaina tanivon'ny fanjakana, ka i Norvezy dia toy ny faritany anankiray nentina ihany.
 
== Jeografia ==