Fiteny kantôney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Map of sinitic languages-en.svg|ankavanana|170px|thumb|Saritany maneho ny toerana itenenana ireo fiteny sinoa]]
 
Ny '''fiteny kantoney''' (amin'ny fiteny sinoa mandarina ary kantoney : 粤语 (sinôgrama nentindrazana), 粵語 (sinôgrama notsorina, tononina hoe ''Yuè yǔ'' amin'ny teny manadarina ary ''Jyut<sup>6</sup> jyu</sup>5</sup>'') dia fiteny sinoa tenenina any atsimon'i Sina, ao amin'ny faritan'i Guangdong, i Guanxi any Hong Kong ary any Macao.
 
Samihafa amin'ny fiteny sinao mandarina ny fiteny kantoney ary betsaka noho ny fahasamihafan'ny fiteny espaniola sy ny fiteny frantsay ny fahasamihafan'ny fiteny kantoney sy ny fiteny mandarina. Mora mifankahazo ihany anefa ny mpiteny mandarina sy ny mpiteny kantoney amin'ny fiteny an-tsoratra, noho ny sinôgrama mitovy.