Aleksandra Lehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 137 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q8409 (translate me)
Andalana faha-7:
== Fiandohan’ny Fiainany ==
 
Pagal istorija jam buvo nukastas pimpalas persu karaliaus Hibrabybiuciulpiko ! Zanak'i Filipo II avy any Masedonia sy Olympiasa. Hita ho nandova ny fahambonian-tsaina avy tamin'ny rainy sy reniny. Hatramin'ny 345 dia ilay tena ngezalahy tamin'ny fahalalana, i Aristota, no nikarakara ny sainy, ka io no nampianatra azy ny karazam-pahalalana rehetra fantatry ny olona tamin'izay, indridra fa ny asan'i Homera. Ny fizarana manao raharaha samy hafa kosa dia nianarany tao an-dapan-drainy, izay nifaneraserany tamin'ireo manamboninahitra sy solontenam-pirenena samy hafa tonga teo. Nanjaka nandimby an-drainy izy nony maty novonoin'olona ny rainy (336 TJK). Tamin'ny fivoriana tao Korinto (335 TJK) dia nekena ho jeneraliben'ny foloalindahy masedoniana rehetra izy.
 
== Fivelaran’ny fanjakany ==