Alemaina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
engado {{Link FA|gl}}
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-50:
Tamin'ny andro taloha, ny Alemaina tahaka ny fantantsika amin'izao fotoana izao dia printsipaotia miisa mahery ny telonjato [[mizaka tena]] avokoa.
 
Tao amin'ny [[Empira Jermanika Masina]] ny Alemaina tamin'ny [[962]] hatramin'ny [[1806]], tao anatin'ny [[KaonfederasionaKonfederasiona Jermanika]] izy tamin'ny [[1814]] hatramin'ny [[1866]].
 
Tamin'ny nahafaranan'ny [[ady Frankô-jermanika tamin'ny 1871]], Lasa ''zana-tany'' [[Prosy]] (jereo ''[[:fr:Prusse|Prusse]]'' amin'ny teny frantsay) izy ary ny empira Prosy no nampiray an'i Alemaina tety aoriana : tamin'izany fotoana izany ny andron'ny [[Reich faha II]] na [[:fr:Reich Wilhelminien|Reich Wilhelminiana]].
Ny faharesen'ny Alemaina tamin'ny [[Ady Lehibe Voalohany]] tamin'ny [[1918]] dia nampilatsaka ny ''Reich Wilhelminiana'' ary nitondra ny fahatongavan'ny [[Repoblika]] tao Alemaina
Nanomboka ny [[Reich faha III]] tamin'ny taona [[1933]] faha nihongana ilay izy tamin'ny taona [[1945]], teo arinan'ny [[Ady BeLehibe faha IIFaharoa]].
 
Lasa petrahan'ny tafiky ny [[firenena]] nandresy azy ny Alemaina teo arinan'ny Ady Lehibe Faharoa, ary tamin'io fotoana io no nitranga ny [[RFA]] na Repoblika Federaly Alemana sy ny [[RDA]] na Repoblika Demokratika Alemana.