|
|
|}}
Ny '''Repoblika Demokratikan'i Kongo''' dia firenena ao amin'ny faritry [[Afrika afovoany]]. Izy no firenenaFirenena afrikaninaao Afrika ngeza indrindra eo aorian'i [[Sodana]] sy i [[Aljeria]] ; izy koa ny firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritry Afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophonie eo alohan'i [[Frantsa]]. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaroany amin'i [[Kongo-Brazzaville]]. Kinshasa no renivohiny, avy eo ny avian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. Zaira koa ny anaran'io firenena io tamin'ny [[1971]] hatramin'i [[1997]], teo izy niova ''Repoblika Demokratikan'i Kongo''.
[[Sokajy:Firenena]]
[[Sokajy:Firenena afrikaninaao Afrika]]
[[Sokajy:Repoblika Demokratikan'i Kongo]]
|