Hanokatra ny renilisitra

Modifications

tsy misy ambangovangom-panovana
Ny '''teny nibeazana''', izay lazaina ihany koa fa '''teny ibeazana''', '''fitenin-dreny''' na '''tenin-dreny''', dia ny fiteny voalohany ianaran'ny ankizy. Amin'ny tranga sasany, rehefa samihafa ny fitenin'ireo raiamandreny izay manabe ilay zaza, dia afaka mamehy ireo teny ireo miaraka ilay zaza. Ary azo lazaina fa teny nibeazany daholo ireo teny roa ireo.
 
== Jereo koa ==