Fiteny malay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-143:
| ''Semua manusia dilahirkan bebas dan sama rata dari segi maruah dan hak-hak. Mereka mempunyai pemikiran dan perasaan hati dan hendaklah bergaul dengan semangat persaudaraan.''
|}
 
== Fitsipi-pitenenana ==
Teny manaiky ny fitambatambaran'ny voambolana ny fiteny malay, ary azo foronina amin'ny alalan'ny fomba telo ny teny vaovao : fanisiana tovona na tovana amy fototeny iray, fanaovana teny mikambana, na famerimberenana fototeny iray. Mety fototeny tsotra ny anarana ary ny matoanteny, fa matetika asiana tovona, tovana na tovona aman-tovana izy ireo.
 
Tsy manavaka ny teny amin'ny alalan'ny karazana ny teny malay, ka tsy misy ny karazana <nowiki>''andehilahy'' na ''</nowiki>ambehivavy". Tsy misy ihany koa ny mpampanavaka ireo <nowiki>''singiolary'' sy ny ''ploraly''</nowiki>. 
== Jereo koa ==
* [[Fiteny indonezianina]]