Môsikao: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k nanova ny anaran'i Moskva ho Môsikao i Jagwar
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|tanàna any Rosia}}
{{infobox tanàna
|tanàna=MoskvaMôsikao <br /> Москва <br /> ''Moskva''
|velarana=1081 {{km2}}
|isam-ponina=10 770 000
|sary=Moscow collage new.jpg
|saina=Flag of Moscow.svg
|ben'ny tanàna=Juri[[Yuri LužkovLuzhkov]]
|tanànan-dehibe=14 744 150
|firenena=Rosia
|faritany=Distrika AmpivoanyAfovoany (Rosia)
}}
 
'''MoskvaMôsikao'''{{rosy}} na '''Moscou''' (amin'ny [[fiteny rosy]] Москва, MoskvaMôsikao, IPA : /mɐˈskva/) dia renivohitra ny FederasionFederasionan'i [[Rosia]] ary [[tanàna]] ngeza indrindra any [[Eoropa]].
 
Eo amin'ny renirano [[Moskova]] ny misy an'i MoskvaMôsikao, mitovy anarana amin'ilay renirano ilay tanàna amin'ny [[fiteny rosy]]. Eo amin'ny [[Distrika Ampivoany (Rosia)|distrika ampivoany]], amin'ny lafy eoropeaninan'i Rosia ny misy an'i MoskvaMôsikao.
 
MoskvaMôsikao dia ny tanàna ngeza indrindra any [[Eoropa]] amin'ny isam-poniny mahatratra 10,22 tapitrisa mahery ao an-d[[renivohitra]] ary 14,74 tapitrisa raha isaina ny [[ambanivohitra]]. Renivohitra ara-toe-karena, ara-politika sy ara-pahaizan'i Rosia ny MoskvaMôsikao, ary 8,9% ny olona any Rosia miaina any MoskvaMôsikao.
 
Betsaka ny fandraisana anjaran'ny tanànan'i MoskvaMôsikao ao amin'ny tantaran'ny Rosia : Renivohitra ny Grand-Duché-n'i MoskvaMôsikao izy, ary lasa renivohitra ny [[Empira Rosy]] ; nafindran'i Pierre le Grand (Petera Ilaibe) tany [[Saint-Petersbourg]] ny renivohitra ; very lanja ny tanànan'i MoskvaMôsikao hatramin'ny taona 1918 ; Lasa renivohitry ny URSS MoskvaMôsikao tamin'ny taona [[1918]]. Fantatra amin'ny fanam-pananana ara-[[maritrano]] i MoskvaMôsikao : ao ny [[Kremlin]] miaraka amin'ny fehivolany, ny [[katedraly St Basile]] eo amin'ny [[Kianja Mena]], ny [[katedralin'i Kristy Mamonjy]] sy ny Sera Stalinianina Fito. Any MoskvaMôsikao ny foibe ny [[Partiarka]] ny [[fiangonana Ortodoksa Rosy]] ny monasteran'i Danilov. Eo amin'ny toeran'ny Kremlin sy ny Kianja Mena ny ampivoan'i MoskvaMôsikao.
 
ny antsoin'ny mponina Rosy "Матушка Москва" ({{'|Matuška MoskvaMôsikao}}) (Reny MoskvaMôsikao) ny tananan'i MoskvaMôsikao.
 
Foiben'ny [[oniversite]] maromaro ny tanàna, tany ny fisin'ny [[Kilalao Olimpika]] tamin'ny [[1980]].
 
Ankehitriny, manan-danja be ny tananan'i Moscou ao amin'ny toe-karenan'i Rosia, mahavokatra ny 25%n-ny PIB ny federasiona izy. Lasa « Géante Capitaliste »<ref>{{fr}} http://cat.inist.fr/?aModele=afficheN&cpsidt=17339907</ref> MoskvaMôsikao teo aorian'ny andro komonista ary efa manan-danja MoskvaMôsikao eo amin'ny toe-karena eoropeanina. Ny faribohitr'i « MoskvaMôsikao-City » ny evan'ny fiovan'ny MoskvaMôsikao. Fa tsy nandeha tsy nisy olana io fiovàna io. Ny elanelana ara-toe-karena ny olona dia lasa nihabetsaka avy hatrany : Misy silaka manan-karena ary miha-manan-karena, ary misy ny mahantra miahamahantra.
 
== Ny mponina ==
Ligne 30 ⟶ 29 :
Araka ny census natao tamin'ny 2008, 10 382 754 ny isan'ny olona tany Moscou. Ny faminavinana natao ho an'ny taona 2007 mampiseho fa efa nihoatra ny 12 tapitrisa ny isam-ponina. Kanefa io isa io tsy manisa ny olona tsy manana alànana mipetraka sy ny gastarbeiter miaina any an-tanàna. Avy any amin'ny Kaokazy (Azerbaijana, Armenia, Jeorjia) sy Azia Ampivoany (Kazakstana, Ozbekistana, Tajikistana) ny ankabiazan'ny olona miaina any. Misy ihany koa ny mponina avy amin'ny firenena ny URSS taloha.
 
MoskvaMôsikao dia anisan'ny tanàna manana fitomboana tsy mihemotra any Rosia : tamin'ny 2006, +0,22% ny fitomboany. Ny "taux de natalité" tamin'ny 2006 dia 9,2‰ ary ny "taux de mortalité" dia 12‰. Kely ny elanelan'ny "taux de natalité" sy ny "tax de mortalité" any MoskvaMôsikao nohon'ny any an-tsisan'i Rosia : -0,28% any MoskvaMôsikao ary -0,48% eran'ny firenena. Ny antony mampiakatra ny isam-ponin'ilay tanàna dia izao : betsaka ny olona avy any amin'ny tanàna hafa. Ary ny pôlitika ny governemanta koa ny mampiakatra azy io. Efa nidina betsaka mihintsy ny fahafatesana ary nihakatra fito taona ny sala ny halavam-piainana any MoskvaMôsikao.
 
== Ny tanàna ==
=== Fivoarana ho avy ===
 
Ny faritanànan'i MoskvaMôsikao City dia ho toeram-barotran'i MoskvaMôsikao. Any ivelan'ny MoskvaMôsikao ara-tantara, any amin'ny distrikan'i Presnensky, ny ho hisy azy. Mivoatra be ny toeran'n MoskvaMôsikao City. Niheritreretina tamin'ny 1992 ilay tetikasa ary ny tanjony dia hampivoatra toerana ara-toe-karena sy toerana ipetrahana. Ny fivelaran'ilay faritanàna dia misy 1 {{km2}}. Io [[faritra]] io ihany ny voasafidy ho an'ilay tetikasa satria orinasa sy ozinina efa taloha daholo ny teo.
 
Ny Federation Tower ny ho trano mijoalajoala avo indrindra any Eoropa. ho tapitra amin'ny farany 2010 ny fanamboarana. Mety ho resin'ny Russia Tower ny Federation Tower amin'ny 2011, 650 metatra ny haabony (nijanona tamin'ny Aprily 2009 ny fanamboarana ny Russia Tower noho ny fisin'ny krizy ara-teo-karena). Ho betsaka ny trano hijoalajoala, ny toeram-barotra, ny centre aquatique eo. Ho ao amin'ny faritanàna ao koa ny hisy ny trano fandrindrana ny MoskvaMôsikao, sy ny trano avo ipetrahana.
 
== Ny toe-tany ==
[[Sary:ClimateMoscowRussia.PNG|thumb|sary mampiseho ny hafanana sy ny orana any MoskvaMôsikao|180px|right]]
 
Ara-kontinenta ny toetr'andro any MoskvaMôsikao, ny dikan'izany dia betsaka ny elanelan'ny hafanana anelanelan'ny fahavaratra sy ny ririnina. mangatsiaka ny ririnina ary mafana ny fahavaratra. Fohy ny lohataona sy ny fararano any MoskvaMôsikao. Amin'ny andro fahavaratra, manakaiky ny 25&nbsp;°C ny hafanana ary midina ao amban'ny -10&nbsp;°C izy amin'ny andro ririnina. Nahatratra 36,7&nbsp;°C ny hafanana ny andro nafana indrindra tamin'ny volana Aogositra 1936, ary -42,2&nbsp;°C ny hatsiaka tany tamin'ny Janoary 1940. Mitovitovy ny habetsaky ny orana mandava-taona, fa somary betsabetsaka izy amin'ny fahavaratra nohon'ny ririnina. Misy oram-panala eo amin'ny tanin'i MoskvaMôsikao amin'ny atsasan'ny Novambra hatramin'ny farany Martsa. Mety mahatratra 78 santimetatra ny haabo ny ora-panala nilatsaka amin'ny andro ririnina.
 
== Toe-karena ==
 
Hatramin'ny 2006, anisan'ny tanàna lafo indrindra eto an-tany ho an'ireo vahiny i MoskvaMôsikao. Ny havitsian'ny trano, ny fihakaran'ny vidin'ny Rouble sy ny fisin'ny milionera rosy vaovao mety manazava ny fiakaran'ny vidin'ny trano any MoskvaMôsikao. Sady atao lafo ny vidiny ho an'ny vahiny.
 
Matetika mipetraka anaty trano efitra kely ny olona mipetraka any, nomena tsy andoavam-bola ireny trano ireny tamin'ny taonan'ny Sovietika na tamin'ny taona 1990, miampy amin'io koa ny hamora ny service publics sy ny hetra 13%, mampidina ny vidy ny fiainana any an-drenivohitra izany politika izany.