Kôsta Rika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k Voafafa ny fanovana ny Bot-Jagwar (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Legobot
k Image
Andalana faha-37:
notes= |
}}
[[File:Collage Costa Rica.jpg|thumb|290px]]
 
Ny '''Costa Rica''' na '''Repoblikan'i Costa Rica''', dia firenen' [[Amerika Latina]] voafaritry ny [[Nicaragua]] any Avaratra, ny [[Panama]] any Atsimo atsinanana, ny [[Ranomasimbe Pasifika]] any Andrefana asy ny [[ranomasina Karahiba]] any atsinanana. Ny Costa Rica no [[firenena]] voalohany nanala ny tafiny. Ny renivohiny dia San José. Fiteny Espaniola ny teny ofisialy ary fiteny anglisy no fiteny faharoa ampiasaina any Costa Rica. Ny vola ampiasaina any dia ny colón.