Fanoroana:Ahoana ny manao takelaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-32:
Hitanao eo ambon'ny ''toerana anoratana'' fa misy ''barre d'outils'' manamora ary mampahaingan'ny asa tsotra : '''Soratra matavy''', ''Sora-mandry'', [http://mg.wikipedia.org rohy lohateny] sns.
 
[[SARY]]
==== Mampiseho ny fanovany ====
 
[[Sary:Wikimodif.gif|400px|right]]
 
Tsara ampiasaina ny anjara asa (fonction) "Asehoy aloha"'' alohan'ny "mitahiry" ny lahatsoratra mba hanamora ny asan'ny mpandrindra mitsidika ny fanovana nataonao