Fiteny malay : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
}}
 
Ny '''fiteny malay''' dia fiteny aostronezianina izay tenim-pirenen'i [[Malaizia]], [[Indonezia]] ary [[Boroney]]. Anisan'ny teny fisialinofisialin'i [[Singapaoro]] ihany koa ilay fiteny, na dia tsy fiteny iombonana intsony aza. Efapolo tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay, izay hita eo amin'ny manodidin'ny [[fahateren'i Malacca]], ary ny amorontsiraky ny nosy [[Borneo]] ary ny faritra atsinanan'i [[Sumatra]]. Noho ny sata ofisialiny dia mahery ny roanjato tapitrisa no isan'ny olona mahay miteny malay (raha isaina ao anatin'izay ny isan'ireo olona mahay miteny indonezianina).
 
== Fiaviana ==