Nicolas Copernic: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
I '''Nicolas Copernic''' (amin'ny teny [[fiteny poloney|poloney]] : ''Mikołaj Kopernik'' ; teny [[fiteny latina|latina]] : ''Nicolaus Copernicus'') teraka tamin'ny [[19 Febraory]] [[1473]] tany [[Toruń]], ([[Fanjakan'i Polonia]]) ary maty ny 24 Mey 1543 tany [[Frombork]] ([[Fanjakan'i Polonia]]) dia dokotera ary mpahay [[hainkintana]] poloney izay nalaza tamin'ny teôria navoakany mikasika ny fisian'ny [[Masoandro]] eo afovoan'[[Izao Tontolo Izao]] ary ny fihodinan'ny [[Tany]] manodidin'ny Masoandro. Ny vokatr'iazany teôria izany —izay manova lalina ny fomba fijery eken'ny [[Fiangonana Katôlika]] tamin'izany fotoana izany— dia antsoana [[revôlisiôna kopernisiana]].
 
[[Galileo Galilei]]
 
== Jereo koa ==