Fiteny malay : Fahasamihafan'ny versiona roa

 
== Fomba fanoratana ==
 
Mampiasa ny abidy latina (''Rumi'') ny fiteny malay ankehitriny. Na dia mbola miasa koa aza ny abidy arabo (''Jawi''). Abidy ofisialin'i [[Malaizia]], [[Singapaoro]] ary [[Indonezia]]. Samy ofisialy any Malaizia ary any [[Boroney]] ny ''rumi'' sy ny ''jawi''. Nosoratana tamin'ny alalan'ny soratra Pallava ary Kawi ny fiteny malay taloha, araka ny vato nasian-tsoratra ao amin'ny faritra malay.
 
== Jereo koa ==
* [[Fiteny indonezianina]]