Fiteny malay : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(++)
Mety samihafa ny voambolana ampiasain'ny fiteny malay sy ny fiteny indonezianina nohon'ny fivoarana misaraka vokatry ny fanjahanan-tany. Ireo tenin'ny mpnjana-tany no tena nianjady tamin'ireo fiteny ireo. Ao amin'ny fiteny indonezianina izao ohatra dia ahitana teny maromaro avy amin'ny fiteny nerlandey ; ary ahitana teny anglisy maromaro ao amin'ny fiteny malay. Nampiombonana ny tsipelin'ny fiteny malay ary indonezianina tamin'ny 1982, ary namorona komisiona hampiombona ny voambolana siantifika ary ara-teknika miaraka amin'i Boroney ireo firenena roa ireo.
 
== Sokajin-teny ==
Ny fiteny malay dia fiteny ao amin'ny vondrom-piteny aostronezianina, izay ahitana ny fiteny tagalaoga ary ny fiteny malagasy. Na dia tsy mifankahazo aza ny mpiteny malay sy ny mpiteny malagasy, mahataitra ny fitoviany. Maro ny teny iraisan'ireo fiteny maro ireo, indrindra indrindra mikasika ny fahssalamana, ny vatana, ary biby iraisana. Betsaka koa ny fitovizana amin'ny anaran'ny isa.
 
== Fomba fanoratana ==
== Jereo koa ==
* [[Fiteny indonezianina]]