Horohorontany any Haiti tamin'ny 26 Janoary 2010: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 66 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q43777 (translate me)
k Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (- hoatr[ay] + ohatra, - ohatry + ohatra)
 
Andalana faha-7:
Betsaka ny olona maty, naratra sy ny olona tra-boina tamin'ny horohorontany voalohany. Tamin'ny 15 Janoary hariva, ny misitra Haisianina Paul Antoine Bien-Aimé dia nilaza : « Hisy iray na roa hetsy any ho any no maty, na dia tsy ho fantatsika mihintsy ny isa marina », kanefa ny Jeneraly Ken Keen, mpitondra ny tafika amerikana eo an-toerana, dia milaza fa misy any amin'ny roa hetsy any ho any ny maty. Ny governemanta haisianina dia nilaza fa namolo olona 1 hetsy sy dimy alina ny horohorontany, isan'ny faty nesorina tamin'ny poti-trano. Tamin'ny 27 Janoary, nisonitra ho 1 hetsy sy fito alina io isa io. Ny Fikambanan'ny Jeôlojia amerikana dia nilaza tamin'io andro io fa setry roa ambin'ny dimampolo no manana refy maherin'ny 4,5. Hatry ny 23 Janoary, misy olona 132 no avotan'ny fanampiana iraisam-pirenena tamin'ny poti-trano.
 
Betsaka ny trano potika hoatryohatra ny Lapam-pirenena, ny Katedraly Notre-Dame de Port-au-Prince
 
{{vangovango}}