Christophe Colomb: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 152 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q7322 (translate me)
k Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (- hoatr[ay] + ohatra, - ohatry + ohatra)
Andalana faha-1:
[[Sary:Ridolfo Ghirlandaio Columbus.jpg|225px|ankavanana|thumb|Ny mety ho sarin'i Christophe Colomb]]
 
I '''Christophe Colomb''' (teraka anelanelan'ny [[25 Aogositra]] sy ny [[31 Oktobra]] 1451 tany [[Zena]] - Maty tamin'ny [[20 Mey]] 1506, tany [[Valladolid]], [[Espaina]]) dia olona voalohany indrindra tamin'ny Tantara niampita ny [[Ranomasimbe Atlantika]] amin'ny alalan'ny fahitana lalana vaovao mandeha-miverina anelanelan'ny kaontinanta [[Amerika]]na (noheveriny fa ny [[India]]) sy ny [[Eoropa]]<ref>{{fr}} Nanoratra i Pierre Chaunu : « Voyez le miracle Colomb. En moins de dix ans, les routes maritimes qui, trois siècles durant, assureront le meilleur des relations entre l'Europe et l'Amérique, sont à peu près définitivement fixées. » in Conquête et exploitation des nouveaux mondes, PUF, Nouvelle Clio, 1969, p. 267.</ref>. Nanao zotra efatra izy hoatryohatra ny mpamily sambo, ary niasa ho an'ny [[Mpanjaka Katolika]] (''Reyes Católicos'', amin'ny fiteny espaniola) Isabel de Castilla sy Ferdinand de Aragón, nanome azy ny satan'ny [[Manjaka Faharoan'India]] ary ho lasa sefon'ny nosy sy tany ho hitany mandritry ny diany. Ny fahitana ny eran'ny Karaiba dia nanamarika ny fanjanatanian' Amerika. Io fahitam-baovao io dia manamarika ny fanombohan'ny Fotoana Moderna.
 
Na dia milaza aza fa ny Viking no tonga tao Amerika voalohany tany amin'ny Terre-Neuve-et-Labrador, ary na dia efa nisy tanàna viking aza tany amin'ny [[faritra]] avaratry ny nosin'ny Tere-Neuve, I Colomb no tena lazaina fa « mpahitan' Amerika ».