Antarktika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Addbot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 183 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q51 (translate me)
k Rôbô : Fanoloana soratra ho azy (- hoatr[ay] + ohatra, - ohatry + ohatra)
Andalana faha-5:
Io anarana io koa dia anarana entin'ny kaontinanta misy an'ny tendrontany atsimo. Ny hitarintsika eto amin'ity lahatsoratra ity dia ilay tondro jeografika sy ny zava-drehetra mikasikan'ny Antarktika, hatrany amin'ny fiheverana ny fisiany (tamin'ny [[Andro Taloha]]) hatramin'izao fotoana izao.
 
Ny Antartika dia [[kaontinanta]] iray any atsimon'ny Tany manana velarantany 14 tapitrisa kilometatra efa-mira. Ny habeny dia mbola kely nohon'ny [[Azia]], ny [[Afrika]] na ny [[Amerika]] ; ny [[Eoropa]] sy ny [[Oseania]] ihany no kely noho izy. 98 isan-jaton'ny velarantaniny dia ranomandry manana hatevina 1 600 metatra, izay no tsy hahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy [[tohim-bohitra]] (chaine de montagne) sy farihy ambanin-dranomandry ohatryohatra ny [[farihy Gamburtsev]].
 
Ny antarktika dia ilay kaontinanta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany ; maina satria latsaky ny roanjato milimetatra ny latsak'orana eo amin'ny amorontsiraka (ary mbola latsak'izany ny latsak'orana any amin'ny [[faritra]] anaty).